" L'œil ne connaît pas d'interdit. " Proverbe malgache
Les débuts de la poésie écrite en langue malgache Ny tanindrazako La terre de mes ancêtres) Mba mamiko toy ny tantely Izay tanindrazako izay, Fa toa fonenan’anjely Tsaroako mandrakizay Mba reko fa misy ny tany ‘zay tsara dia tsara tokoa ny ahy tsy latsak’izany...